Teny iditra | fanajariana ho andriamby | |
Singan-teny | fanajariana ; ho ; andriamby | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fampitana amin'ny vy iray ny toetran'ny andriamby [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Aimantation [1.13] | |
Voambolana | Haitao | |
Tovy hevitra | fanomezan-kerin' andriamby | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12 |